Текст песни Ambondrona - Ampy ahy
Просмотров: 30
0 чел. считают текст песни верным
0 чел. считают текст песни неверным
0 чел. считают текст песни верным
0 чел. считают текст песни неверным
На этой странице находится текст песни Ambondrona - Ampy ahy, а также перевод песни и видео или клип.
Te ho any aho nefa tsy say
Zarako aza tsy hita intsony ianao
Avelako ho tapitra any
Sao izany ko no mba tiany atao
Na ny saiko aza tsy taitra amin'izany
Tsy hanery azy aho nanontany,manaiky ko aho rehefa izany
No hitany fa mety ho azy
Dia hihonona ny saina
Andeha aho hiala amin'izay
'izany ve moa no miandry ahy
Ampy izay, ampy ahy
Ny ratrampo vita eny ihany
Ny fotoana eo ko anpy ahy
Tsy fanerena io sansatria natsapaina
F'ho hita eny ihany
Avela hivalona rehefa izany ko no efa tiany atao
Fa ny fitiavana tsy atao an'izany
Tsy hanery azy aho nanontany,manaiky ko aho rehefa izany
No hitany fa mety ho azy
Dia hihonona ny saina
Andeha aho hiala amin'izay
'izany ve moa no miandry ahy
Ampy izay, ampy ahy
Ampy izay,tsy hanenina aho
Tsy amafy fo rehefa izay no anjara
Tsy hiteny intsony aho,
Tsy hifebdrofebdro ko
Fa ampy ahy izay, efa ampy ahy Nalaina З.Ы. niantso indray
Те хо -либо ахо Nefa цы сказать
Zarako аза цы хита intsony ianao
Avelako хо tapitra любой
Не Sao izany ко Нет MBA tiany УОТП
На Нью-Йорк сайко аза цы ТАЙТРА amin'izany
Цы hanery Азы ахо nanontany , manaiky ко ахо rehefa izany
Нет hitany FA mety хо Азы
Dia hihonona Нью-Йорк Саина
Andeha ахо hiala amin'izay
" izany ве моа не miandry AHY
Ampy izay , ampy AHY
Ny ratrampo Vita Eny ihany
Ny fotoana ео ко anpy AHY
Цы fanerena IO sansatria natsapaina
F'ho хита Eny ihany
Не Avela hivalona rehefa izany ко не ОДВ tiany УОТП
Fa Нью-Йорк fitiavana цы УОТП an'izany
Цы hanery Азы ахо nanontany , manaiky ко ахо rehefa izany
Нет hitany FA mety хо Азы
Dia hihonona Нью-Йорк Саина
Andeha ахо hiala amin'izay
" izany ве моа не miandry AHY
Ampy izay , ampy AHY
Ampy izay , цы hanenina ахо
Не Цы amafy FO rehefa izay не Anjara
Цы hiteny intsony ахо ,
Цы hifebdrofebdro ко
Fa ampy AHY izay ОДВ ampy AHY
Смотрите также:
- Ambondrona - Fito andro
- Ambondrona - Nivadika
- Ambondrona - Antso
- Ambondrona - Hijery anao.mp3
- Ambondrona - Taiza moa.mp3
Все тексты Ambondrona >>>
Контакты